Fifehezana ny tioberkilaozy amin'ny fiteny Malagasy (Madagasikara)
193 views · Published 28 October 2018 · 5:35 · Indexed 16 October 2026
Channel: SAWBO™ Scientific Animations Without Borders · 2018 · Education
Click here to download this animation from our Video Library - https://sawbo-animations.org/video.php?video=//www.youtube.com/embed/3yA7ONvquEo Fifehezana ny tioberkilaozy amin'ny fiteny Malagasy (Madagasikara) Ity fanentanana ity dia manambara ireo fomba mahomby hifehezana ny BK ahitana soritr’aretina. Ny fifehezana mahomby ny BK dia manomboka amin’ny fisorohana ny fiparitahany. Ny fifehezana ny BK ihany koa dia ny fanaovana fitiliana, ny mamantatra ary ny mitsabo azy. Raha fantatra fa BK, dia hanaraka ny lamina fitsaboana ny BK amin’ny alalan’ny antibiotika ianao. Ny fihinanana ny fanafody isanandro tsy tapaka no fomba tsara indrindra hisorohanao ny BK tsy hiparitaka. Ny fiaraha-miasa akaiky amin’ny Mpitsabo no ahafahana mandresy ny BK. Tuberculosis Management in Malagasy (accent from Madagascar) This animation describes ways to effectively manage active TB. Effective TB management begins with preventing its spread. TB management also involves detecting, diagnosing, and treating the condition. If TB is detected, you will want to be placed on a TB antibiotic treatment plan. This involves taking medicine daily and is the best way to keep your TB from spreading. By working effectively with your healthcare provider in this way, TB can be defeated.
More from this channel
-
2:18
Tratamiento solar del frijol caupí en español (acento de América Latina)
-
2:18
Solar Treating of Cowpea Seeds in English (accent from Nigeria)
-
2:18
La conservation du niébè avec le séchage solaire en français (accent from Congo)
-
2:18
Cholera Prevention in English (accent from India)
-
2:22
Cholera rogada hadege munnecharike kramagalu
-
2:20
காலரா தடுப்பு Cholera Thadupumurai வாந்திபேதி
-
2:38
Insecticide naturel à partir des fruits d'arbre de neem en fongbe (accent du Bénin)
-
2:38
Insecticide naturel à partir des fruits d'arbre de neem en bariba (accent du Bénin)