Tiberkilaozy manohitra fanafody Malagasy (Fiteny avy any Madagasikara)

273 views · Published 4 October 2018 · 7:07 · Indexed 26 September 2026

Channel: SAWBO™ Scientific Animations Without Borders · 2018 · Education

Watch on YouTube

Click here to download this animation from our Video Library - https://sawbo-animations.org/video.php?video=//www.youtube.com/embed/cI0eEzdeGKU

Tiberkilaozy manohitra fanafody Malagasy (Fiteny avy any Madagasikara)

Aretina azo sitranina tsara ny tiberkilaozy raha manaraka ireo lamina fitsaboana omen’ny dokotera ianao. Raha tsy voasitrana tsara ny Tiberkilaozy, lasa manohitra ireo fanafody ampiasaina amin’ny fitsaboana ny bakterian’ny TB. Rehefa mahatohitra ny karazana fanafody ny bakteria, dia Tiberkilaozy mahatohitra karazam-panafody (MDR-TB)no ilazana azy. Ny fitsaboana ny MDR-TB dia ilana karazana antibiotika atao hoe antibioktika tsipika-faharoa. Ireo fanafody ireo dia miova arak any faharetana ary misy fiantraikany ratsy, nefa ilaina izy ireo hitsabona ny MDR-TB. Miaraha miasa akaiky amin’ny dokotera na ireo mpitsabo akaiky anao mba hanamboatra lamina ary araho izany.

Drug-Resistant Tuberculosis in Malagasy (accent from Madagascar)

TB is a treatable disease if you follow your doctor’s treatment plan. If TB is not treated properly, TB bacteria can become resistant to one or multiple drugs used in treatment. When the bacteria become resistant to multiple drugs, it is known as multidrug-resistant tuberculosis (or MDR-TB). Treatment plans for MDR-TB involve another group of antibiotics called second-line antibiotics. These drugs vary in duration and can also have negative side effects, but they are necessary to cure MDR-TB. Work closely with your doctor or healthcare provider to develop a plan and then stick to it.

More from this channel