Fiarovana amin'ny aretina ebola amin'ny teny malagasy
197 views · Published 20 January 2015 · 7:05 · Indexed 27 September 2026
Channel: SAWBO™ Scientific Animations Without Borders · 2015 · Education
Fiarovana amin'ny aretina ebola amin'ny teny malagasy Ny ebola dia aretina mety hihatra aman'aina azo avy amin'ny tsimok'aretina ebola, izay tsy mbola nahitana fanafany na vakisiny fanefitra hatramin'izao. Na dia mampidi-doza sy mety mahafaty anatin'ny fotoana fohy aza ity aretina ity, dia azo atao tsara ny manakana ny fihanahany. Ny fahatratrarana mialoha ny fitsaboana azy dia mampitombo ny taham-pahaveloman'ny marary. Inty horonon-tsary inty dia mampahafantatra fohifohy ny fisehon'ny aretina ebola sy ny fifindrany, ary ny fomba mety atao hitsaharan' ny fiparitahany.. Ebola Prevention in Malagasy (accent from Madagascar) Ebola is a life threatening disease caused by the Ebola virus. There is currently no cure or vaccine. Although the disease is dangerous and can kill in a short time, we can stop Ebola from spreading. Early treatment can also increase chances of surviving Ebola. This video provides information on the symptoms of Ebola, how it spreads, and how we can help stop it from spreading.
More from this channel
-
2:18
Tratamiento solar del frijol caupí en español (acento de América Latina)
-
2:22
Cholera rogada hadege munnecharike kramagalu
-
2:43
Oral Re-hydration Solution in English (accent from Nigeria)
-
0:20
SAWBO seeks funding for animations on health benefits of handwashing
-
2:55
ወባን መከላከል: አጎበር በአማርኛ (ድምፅ ከኢትዬጵያ)
-
2:21
Solar Treating of Cowpea Seeds in English (accent from USA)
-
3:39
Dhukkuba busaa irraa of ittisuu Afaan Oromootiin (Sagaleen Ityoophiyaa Irraa)
-
2:42
Mek wi ep tap Cholera na Krio